<-
->

2Sm / 2Sam 3:12 And Abner sent messengers to David on his behalf, saying, Whose is the land? saying also, Make thy league with me, and, behold, my hand shall be with thee, to bring about all Israel unto thee. Ary Abnera dia naniraka olona tany amin' i Davida niaraka tamin' izay hanao hoe: An' iza ny tany? Ary koa hoe: Manaova fanekena amiko, ary, indro, ny tanako homba anao hampanaiky ny Isiraely rehetra anao. Dia nanefa iraka nankany amin' i Davida Abnera hilaza aminy, amin' ny anarany, hoe: An' iza ny tany? Manaova fanekena amiko, dia homba anao ny tànako hampihodina an' Israely rehetra hankaminao. Abner envoya des messagers dire à David : " ... Fais alliance avec moi et je te soutiendrai pour rallier autour de toi tout Israël. "