<-
->

2Sm / 2Sam 3:19 And Abner also spake in the ears of Benjamin: and Abner went also to speak in the ears of David in Hebron all that seemed good to Israel, and that seemed good to the whole house of Benjamin. Ary Abnera efa niteny tamin' ny Benjamita koa, ary lasa izy hilaza amin' i Davida ao Hebrona koa izay rehetra tian' ny Isiraely sy ny taranak' i Benjamina rehetra hatao. Ary niresaka tamin' i Benjamina koa Abnera, ary lasa Abnera hilaza ho henon' i Davida any Hebrona izay noheverin' Israely sy ny taranak' i Benjamina rehetra ho mety. Abner parla aussi à Benjamin, puis il alla à Hébron pour exposer à David tout ce qu' avaient approuvé les Israélites et toute la maison de Benjamin.