<-
->

2Sm / 2Sam 3:20 So Abner came to David to Hebron, and twenty men with him. And David made Abner and the men that were with him a feast. Dia tonga tany amin' i Davida tao Hebrona Abnera sy olona roa-polo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an' i Abnera sy ny olona nanaraka azy Davida. Dia tonga tany amin' i Davida, tany Hebrona Abnera, nomban' olona roapolo lahy. Ary nanao fanasana ho an' i Abnera sy ny olona nanaraka azy Davida. Abner, accompagné de vingt hommes, arriva chez David à Hébron et David offrit un festin à Abner et aux hommes qui étaient avec lui.