<-
->

2Sm / 2Sam 3:23 When Joab and all the host that was with him were come, they told Joab, saying, Abner the son of Ner came to the king, and he hath sent him away, and he is gone in peace. Nony tonga Joaba sy ny miaramila rehetra izay nanaraka azy, dia nisy nanambara tamin' i Joaba hoe: Tonga tao amin' ny mpanjaka Abnera, zanak' i Nera, nefa nalefany izy, ka dia lasa soa aman-tsara. Dia tonga Joaba sy ny antokon' olona rehetra niaraka taminy, ka nisy nilaza tamin' i Joaba hoe: tonga tao amin' ny mpanjaka Abnera zanak' i Nera, fa nalefany ka lasa nandeha tamim-piadanana izy! Lorsque arrivèrent Joab et toute la troupe qui le suivait, on prévint Joab qu' Abner, fils de Ner, était venu chez le roi et que celui-ci l' avait laissé repartir en paix.