<-
->

2Sm / 2Sam 3:24 Then Joab came to the king, and said, What hast thou done? behold, Abner came unto thee; why is it that thou hast sent him away, and he is quite gone? Ary Joaba nankao amin' ny mpanjaka ka nanao hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao Abnera ka nalefanao fotsiny, ka dia afaka soa aman-tsara izy? Dia nankao amin' ny mpanjaka Joaba, ka nanao hoe: Inona no nataonao? Tonga teo aminao Abnera, ka nahoana no nalefanao sy navelanao handeha? Fantatrao anefa Abnera zanak' i Nera. Alors Joab entra chez le roi et dit : " Qu' as-tu fait ? Abner est venu chez toi, pourquoi donc l' as-tu laissé partir ?