<-
->

2Sm / 2Sam 3:28 And afterward when David heard it, he said, I and my kingdom are guiltless before the Lord for ever from the blood of Abner the son of Ner: Ary rehefa afaka izany, dia nahare Davida, ka hoy izy: Tsy manan-keloka mandrakizay eo anatrehan' i Jehovah izaho sy ny fanjakako ny amin' ny ran' i Abnera, zanak' i Nera. Ren' i Davida izany, taty aoriana, ka hoy izy: Tsy manan-tsiny mandrakizay eo anatrehan' ny Tompo aho sy ny fanjakako, ny amin' ny ràn' i Abnera zanak' i Nera. Lorsque David apprit ensuite la chose, il dit : " Moi et mon royaume, nous sommes pour toujours innocents devant Yahvé du sang d' Abner, fils de Ner :