<-
->

2Sm / 2Sam 3:29 Let it rest on the head of Joab, and on all his father' s house; and let there not fail from the house of Joab one that hath an issue, or that is a leper, or that leaneth on a staff, or that falleth on the sword, or that lacketh bread. Hitsingerina amin' ny lohan' i Joaba sy ny tarana-drainy rehetra anie ny todin' izany; ary tsy ho tapaka amin' ny taranak' i Joaba anie ny marary mitsika, na ny boka, na ny mamahana amin' ny tehina, na ny lavon-tsabatra, na ny tsy manan-kohanina. Fa amin' ny lohan' i Joaba sy ny ankohonan-drainy rehetra anie izany: Ka tsy ho tapaka eo amin' ny fianakavian' i Joaba ny marary mitsi-drà na boka, na mampandihy ampela na lavon-tsabatra, na tsy ampy hanina. qu' il retombe sur la tête de Joab et sur toute sa famille! Qu' il ne cesse d' y avoir dans la maison de Joab des gens atteints d'écoulement ou de lèpre, des hommes bons à tenir le fuseau ou qui tombent sous l'épée, ou qui manquent de pain! "