<-
->

2Sm / 2Sam 3:31 And David said to Joab, and to all the people that were with him, Rend your clothes, and gird you with sackcloth, and mourn before Abner. And king David himself followed the bier. Ary hoy Davida tamin' i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo, ary misikìna lamba fisaonana, ka aoka hisaona eo anolohan' i Abnera ianareo. Ary Davida mpanjaka nanaraka ny tranovorona. Ary hoy Davida tamin' i Joaba sy ny vahoaka rehetra teo aminy: Triaro ny fitafianareo, misikìna lasaka, ary aoka hisaona eo anoloan' i Abnera hianareo. Dia nandeha teo aorian' ny tranovorona Davida mpanjaka. David dit à Joab et à toute la troupe qui l' accompagnait : " Déchirez vos vêtements, mettez des sacs et faites le deuil devant Abner ", et le roi David marchait derrière la civière.