<-
->

2Sm / 2Sam 3:35 And when all the people came to cause David to eat meat while it was yet day, David sware, saying, So do God to me, and more also, if I taste bread, or ought else, till the sun be down. Ary izy rehetra dia avy hampihinan-kanina an' i Davida raha mbola antoandro, nefa Davida nianiana hoe: Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha mba hitendry hanina na inona na inona akory aho mandra-pilentiky ny masoandro. ary nanatona an' i Davida nampihinan-kanina azy ny vahoaka rehetra, raha mbola antoandro ny andro; nefa nianiana Davida nanao hoe: Hoentin' ny Tompo amin' izay ngidiny indrindra anie aho, raha hanendry hanina na zavatra hafa na inona na inona, alohan' ny maty masoandro! Tout le peuple vint inviter David à prendre de la nourriture alors qu' il faisait encore jour, mais David fit ce serment : " Que Dieu me fasse tel mal et qu' il y ajoute tel autre si je goûte à du pain ou à quoi que ce soit avant le coucher du soleil. "