<-
->

2Sm / 2Sam 4:12 And David commanded his young men, and they slew them, and cut off their hands and their feet, and hanged them up over the pool in Hebron. But they took the head of Ishbosheth, and buried it in the sepulchre of Abner in Hebron. Ary Davida nandidy ny zatovony, dia namono azy ireo, ka notapahiny ny tanany sy ny tongony, dia nahantony teo anilan' ny kamory tao Hebrona. Fa ny lohan' Isboseta kosa dia nentina ka nalevina tao am-pasan' i Abnera tao Hebrona. Dia nandidy ny zatovo hamono azy ireo Davida; ary notapahin' izy ireo ny tongony aman-tànany, ka nahantony teo amoron' ny farihy any Hebrona. Rahefa izany dia nalainy ny lohan' Isboseta sy naleviny tao amin' ny fasan' i Abnera ao Hebrona. Alors David donna un ordre aux cadets et ceux-ci les mirent à mort. On leur coupa les mains et les pieds et on les suspendit près de l'étang d' Hébron. Quant à la tête d' Ishbaal, on la prit et on l' ensevelit dans le tombeau d' Abner à Hébron.