<-
->

2Sm / 2Sam 5:12 And David perceived that the Lord had established him king over Israel, and that he had exalted his kingdom for his people Israel' s sake. Dia fantatr' i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan' ny Isiraely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin' ny Isiraely olony. Dia fantatr' i Davida fa naraikitry ny Tompo ho mpanjakan' Israely izy, ary ny fanjakany koa nasandrany, noho Israely vahoakany. Alors David sut que Yahvé l' avait confirmé comme roi sur Israël et qu' il exaltait sa royauté à cause d' Israël son peuple.