<-
->

2Sm / 2Sam 5:20 And David came to Baalperazim, and David smote them there, and said, The Lord hath broken forth upon mine enemies before me, as the breach of waters. Therefore he called the name of that place Baalperazim. Ary Davida tonga tao Bala-perazima ka namely ireo tao, dia hoy izy: Jehovah efa namaky ny fahavaloko teo anoloako hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran' izany tany izany hoe Bala-perazima. Dia nankany Baala-Farasima Davida ka namely azy tao Davida, ary hoy izy: Novakin' ny Tompo teo anoloako toy ny amakian' ny rano ny fefiloha, ny fahavaloko. Izany no nanaovana ny anaran' io toerana io hoe: Baala-Farasima. Donc David se rendit à Baal-Peraçim et là David les battit. Et il dit : " Yahvé m' a ouvert une brèche dans mes ennemis comme une brèche faite par les eaux. " C' est pourquoi on appela cet endroit Baal-Peraçim.