<-
->

2Sm / 2Sam 5:24 And let it be, when thou hearest the sound of a going in the tops of the mulberry trees, that then thou shalt bestir thyself: for then shall the Lord go out before thee, to smite the host of the Philistines. Ary raha toa mahare fingadongadon' olona eny amin' ny tendron' ny hazo balsama ianao, dia faingàna; fa amin' izay no efa miainga mialoha anao Jehovah hamely ny miaramilan' ny Filistina. ka nony injay mahare figodongodonan' olona any an-tendron' ny balsamie hianao dia mameleza faingana, fa amin' izay Iaveh no mivoaka eo alohanao hamely ny tafiky ny Filistina. Quand tu entendras un bruit de pas à la cime des micocouliers, alors dépêche-toi : c' est que Yahvé sort devant toi pour battre l' armée philistine. "