<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:3 | So all the elders of |
Eny, tonga tao amin' ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon' ny Isiraely rehetra, ary Davida mpanjaka nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan' i Jehovah; ary dia nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' ny Isiraely izy. | Ary samy tonga tany amin' ny mpanjaka tany Hebrona avokoa ny loholon' Israely, ka dia nanao fanekem-pihavanana tamin' izy ireo tany, teo anatrehan' ny Tompo, Davida mpanjaka; ary nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' Israely izy ireo. | Tous les anciens d' |