<-
->

2Sm / 2Sam 6:10 So David would not remove the ark of the Lord unto him into the city of David: but David carried it aside into the house of Obededom the Gittite. Ary Davida dia tsy nety namindra ny fiaran' i Jehovah ho ao aminy ao an-Tanànan' i Davida; fa naviliny ho ao an-tranon' i Obed-edoma Gatita. Koa Davida tsy nety nandray ny fiaran' ny Tompo ho any aminy, any an-tanànan' i Davida, fa nasain' i Davida nentina nankany an-tranon' i Obedeboma, any Geta, ny fiara. Ainsi David ne voulut pas conserver l' arche de Yahvé chez lui, dans la Cité de David, et il la conduisit chez Obed-Édom de Gat.