<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:5 | And |
Ary Davida sy ny taranak' Isiraely rehetra nitsinjaka teo anatrehan' i Jehovah tamin' ny karazan' ny zava-maneno rehetra natao tamin' ny hazo kypreso, dia tamin' ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny korintsana ary ny kipantsona. | Davida sy ny taranak' Israely rehetra, izany, nandihy teo anatrehan' ny Tompo, tamin' ny feon-java-maneno isan-karazany, natao tamin' ny hazo sipre, ny harpa, ny valoha, ny amponga tapaka, ny sistra, ary ny kipantsona. |