<-
->

2Sm / 2Sam 8:11 Which also king David did dedicate unto the Lord, with the silver and gold that he had dedicated of all nations which he subdued; dia nohamasinin' i Davida mpanjaka ho an' i Jehovah koa izany mbamin' ny volafotsy sy ny volamena izay nohamasininy avy tamin' ny firenena rehetra izay efa resiny, Natokan' i Davida mpanjaka ho an' ny Tompo koa izany, toraky ny nanokanany ny volafotsy sy volamena azony tamin' ny firenena rehetra nohitsahin' ny tongony, Le roi David les consacra aussi à Yahvé, avec l' argent et l' or qu' il avait consacrés, provenant de toutes les nations qu' il avait subjuguées,