<-
->

2Sm / 2Sam 8:4 And David took from him a thousand chariots, and seven hundred horsemen, and twenty thousand footmen: and David houghed all the chariot horses, but reserved of them for an hundred chariots. Ary Davida nahazo babo taminy, dia miaramila an-tsoavaly fiton-jato amby arivo sy miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin' i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin' ny kalesy zato ihany no navelany. Ary miaramila an-tsoavaly fiton-jato amby arivo, miaramila an-tongotra roa alina, no nosamborin' i Davida taminy; ny soavalin-kalesy notraingoin' i Davida avokoa, fa ny mpitarika kalesy zato sisa no notanany. David lui prit mille sept cents charriers et vingt mille hommes de pied, et David coupa les jarrets de tous les attelages, il n' en garda que cent.