<-
->

2Sm / 2Sam 9:11 Then said Ziba unto the king, According to all that my lord the king hath commanded his servant, so shall thy servant do. As for Mephibosheth, said the king, he shall eat at my table, as one of the king' s sons. Ary hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon' ny mpanomponao. Fa ny amin' i Mefiboseta, hoy Davida, dia hihinana eo amin' ny latabatro toy ny anankiray amin' ny zanakalahin' ny mpanjaka izy. Ary hoy Siba tamin' ny mpanjaka: Hataon' ny manomponao avokoa izay rehetra nandidian' ny mpanjaka tompoko, ny mpanompony. Mefiboseta dia nihinana teo amin' ny latabatr' i Davida, toy ny iray amin' ny zanaky ny mpanjaka. Çiba répondit au roi : " Ton serviteur fera tout ce que Monseigneur le roi a ordonné à son serviteur. " Donc Meribbaal mangeait à la table de David, comme l' un des fils du roi.