<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 9:2 | And there was of the house of |
Ary nisy mpanompon' ny fianakavian' i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin' i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy. | Nisy mpanompon' ny fianakavian' i Saola anankiray izay kosa, atao hoe Sibà, dia nantsoina hankeo amin' i Davida izy io, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao va no Sibà? Ary hoy ny navaliny azy: Mpanomponao! | Or la famille de |