<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 1:44 | And the king hath sent with him |
Ary ny mpanjaka efa naniraka an' i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia, zanak' i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana hiaraka aminy, ka nampitaingenin' ireo ny ampondravavin' ny mpanjaka izy. | Nirahin' ny mpanjaka hiaraka aminy Sadaoka mpisorona sy Natàna mpaminany ary Banaiasa zanak' i Joiadasa, mbamin' ny Keretiana sy ny Feletiana, ka nampitaingenin' ireo ny molevavin' ny mpanjaka izy. | Le roi a envoyé avec lui le prêtre |