<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 10:16 | And king |
Ary Solomona mpanjaka nanao ampinga volamena lehibe roan-jato tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely enin-jato no napetaka tamin' ny ampinga lehibe iray. | Nanao ampinga lehibe roan-jato vita tamin' ny volamena voatefy Salomona, ka volamena lanjan' enin-jato sikla no lany tamin' ny isan' ampinga. | Le roi |