<-
->

1Mp 11:2 Of the nations concerning which the Lord said unto the children of Israel, Ye shall not go in to them, neither shall they come in unto you: for surely they will turn away your heart after their gods: Solomon clave unto these in love. dia vehivavy avy amin' ny firenena izay nolazain' i Jehovah tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Tsy hanambady azy ianareo, ary izy tsy hanambady anareo, fa hampivily ny fonareo hanaraka ny andriamaniny tokoa izy; kanjo tamin' ireo no niraiketan' ny fitiavan' i Solomona. ary amin' ireo firenena nilazan' ny Tompo tamin' ny zanak' Israely hoe: Hianareo tsy handeha amin' ireny, izy ireny tsy handeha aminareo, satria tsy maintsy avilin' ireny ny fonareo mankaminin' ny andriamaniny, kanjo raiki-pitia tamin' ireo Salomona. de ces peuples dont Yahvé avait dit aux Israélites : " Vous n' irez pas chez eux et ils ne viendront pas chez vous ; sûrement ils détourneraient vos coeurs vers leurs dieux. " Mais Salomon s' attacha à elles par amour ;