<-
->

1Mp 11:24 And he gathered men unto him, and became captain over a band, when David slew them of Zobah: and they went to Damascus, and dwelt therein, and reigned in Damascus. Dia namory olona maro ho ao aminy izy ka tonga kapiteniny tamin' ny namonoan' i Davida ny olona tany Zoba; ary nankany Damaskosy izy sy ny namany ka nitoetra sy nanjaka tao. Namory olona homba azy izy, ka tonga lehiben' ny andiam-pireneny fony Davida namono ny antoko miaramilan' ny tompony. Dia nankany Damasa izy ireo ka niorim-ponenana tao, dia nanjaka tao Damasa. des gens s'étaient joints à lui et il était devenu chef de bande c' est alors que David les massacra . Rezôn prit Damas, s' y installa et régna sur Damas.