<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:33 | Because that they have forsaken me, and have worshipped |
satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy. | Ary ny anton' izany dia noho izy ireo efa nandao ahy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarte, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy teo anatrehan' i Melkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, ary noho izy ireo tsy nandeha tamin' ny làlako, mba hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didy amam-pitsipiko, tahaka ny nataon' i Davida rain' i Salomona. | C' est qu' il m' a délaissé, qu' il s' est prosterné devant |