<-
->

1Mp 11:42 And the time that Solomon reigned in Jerusalem over all Israel was forty years. Ary ny andro nanjakan' i Solomona tamin' ny Isiraely rehetra tany Jerosalema dia efa-polo taona. Efapolo taona no andro nanjakan' i Salomona tao Jerosalema tamin' Israely rehetra. La durée du règne de Salomon à Jérusalem sur tout Israël fut de quarante ans.