<-
->

1Mp 11:6 And Solomon did evil in the sight of the Lord, and went not fully after the Lord, as did David his father. Ary Solomona nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah, ka tsy mba tanteraka tamin' ny fanarahana Azy tahaka an' i Davida rainy. Koa nanao izay ratsy teo imason' ny Tompo Salomona, fa tsy mba nanaraka an-tsakany sy an-davany an' ny Tompo, tahaka an' i Davida rainy. Il fit ce qui déplaît à Yahvé et il ne lui obéit pas parfaitement comme son père David.