<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 12:21 | And when |
Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak' i Joda rehetra mbamin' ny firenen' i Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin' ny taranak' Isiraely hampody ny fanjakana indray ho an-dRehoboama, zanak' i Solomona. | Vao tonga tany Jerosalema Roboama, dia namory ny tranon' i Jodà rehetra sy ny fokon' i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin' ny tranon' Israely, ka hampody ny fanjakana indray amin-dRoboama zanak' i Salomona. |