<-
->

1Mp 12:6 And king Rehoboam consulted with the old men, that stood before Solomon his father while he yet lived, and said, How do ye advise that I may answer this people? Ary Rehoboama mpanjaka naka hevitra tamin' ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan' i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka? Ary nila hevitra tamin' ny zokiolona Roboama mpanjaka, dia tamin' ireo nitoetra teo anatrehan' i Salomona rainy, fony fahavelony, ka nanao hoe: Inona no hevitra omenareo havaly ny vahoaka? Le roi Roboam prit conseil des anciens, qui avaient assisté son père Salomon pendant qu' il vivait, et demanda : " Quelle réponse conseillez-vous de faire à ce peuple ? "