<-
->

1Mp 13:21 And he cried unto the man of God that came from Judah, saying, Thus saith the Lord, Forasmuch as thou hast disobeyed the mouth of the Lord, and hast not kept the commandment which the Lord thy God commanded thee, ary izy niteny mafy tamin' ilay lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Satria nandà ny tenin' i Jehovah ianao ka tsy nitandrina ny didy izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao, ka niteny mafy tamin-dralehilahy avy any Jodà izy, nanao hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Noho hianao nandà ny tenin' ny Tompo, ka tsy nitandrina ny didy nandidian' ny Tompo Andriamanitrao anao, et celui-ci interpella l' homme de Dieu venu de Juda : " Ainsi parle Yahvé. Parce que tu as été rebelle à l' ordre de Yahvé et n' as pas observé le commandement que t' avait fait Yahvé ton Dieu,