<-
->

1Mp 15:14 But the high places were not removed: nevertheless Asa' s heart was perfect with the Lord all his days. Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason' i Jehovah ny fon' i Asa tamin' ny andro rehetra niainany. Nefa tsy dia foana ny fitoerana avo, na dia an' ny Tompo aza ny fon' i Asà manontolo, tamin' ny andro rehetra niainany. Les hauts lieux ne disparurent pas ; pourtant le coeur d' Asa fut tout entier à Yahvé pendant toute sa vie.