<-
->

1Mp 15:22 Then king Asa made a proclamation throughout all Judah; none was exempted: and they took away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha had builded; and king Asa built with them Geba of Benjamin, and Mizpah. Ary Asa mpanjaka kosa nampandre ny Joda rehetra (tsy nisy tsy nampandrenesiny); ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa; ary nentin' i Asa mpanjaka nanamboatra an' i Geban' i Benjamina sy Mizpa kosa izany. Ary nasain' i Asà natsoina avokoa i Jodà rehetra, tsy nisy nataony afaka na iray aza, dia nentiny ny vato aman-kazo nanamboaran' i Baasà an' i Ramà, ka izany no nanorenany an' i Gabaan' i Benjamina sy Masfà. Le roi Asa convoqua tout Juda, sans exemption pour personne ; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha fortifiait Rama et le roi en fortifia Géba de Benjamin et Miçpa.