<-
->

1Mp 15:25 And Nadab the son of Jeroboam began to reign over Israel in the second year of Asa king of Judah, and reigned over Israel two years. Ary Nadaba, zanak' i Jeroboama, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin' ny Isiraely izy. Tamin' ny taona faharoan' i Asà, mpanjakan' i Jodà, no tonga mpanjakan' Israely Nadaba zanak' i Jeroboama; ary roa taona no nanjakany tamin' Israely. Nadab, fils de Jéroboam, devint roi d' Israël, en la deuxième année d' Asa, roi de Juda, et régna deux ans sur Israël.