<-
->

1Mp 15:27 And Baasha the son of Ahijah, of the house of Issachar, conspired against him; and Baasha smote him at Gibbethon, which belonged to the Philistines; for Nadab and all Israel laid siege to Gibbethon. Ary Basa, zanak' i Ahia, amin' ny taranak' Isakara, nikomy taminy dia namely azy tao Gibetona, izay an' ny Filistina (fa Nadaba sy ny Isiraely rehetra nanao fahirano an' i Gibetona fahizay). Nanao teti-dratsy nanohitra azy Baasà, zanak' i Ahiasa, amin' ny taranak' Isakara, ka namely azy teo Gebetona izay an' ny Filistina; fa nanao fahirano an' i Gebetona Nadaba sy Israely rehetra tamin' izay. Basha fils d' Ahiyya, de la maison d' Issachar, conspira contre lui et l' assassina à Gibbetôn, ville philistine qu' assiégeaient Nadab et tout Israël.