<-
->

1Mp 15:3 And he walked in all the sins of his father, which he had done before him: and his heart was not perfect with the Lord his God, as the heart of David his father. Ary nandeha tamin' ny fahotana rehetra nataon-drainy izy, dia izay nataony teo alohany; ary ny fony tsy mba nahitsy tamin' i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon' i Davida rainy. Nandeha tamin' ny fahotan-drainy rehetra, izay nataony teo alohany, izy, ary tsy mba an' ny Tompo, toy ny fon' i Davida rainy, ny fony manontolo. Il imita les péchés que son père avait commis avant lui et son coeur ne fut pas tout entier à Yahvé son Dieu comme le coeur de son ancêtre David.