<-
->

1Mp 15:5 Because David did that which was right in the eyes of the Lord, and turned not aside from any thing that he commanded him all the days of his life, save only in the matter of Uriah the Hittite. satria Davida nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah ka tsy nivily niala tamin' izay nandidiany azy tamin' ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin' i Oria Hetita ihany. Satria Davida nanao izay mahitsy teo imason' ny Tompo, fa tsy mba nivily tamin' ny didy rehetra azony taminy, nandritra ny andro rehetra niainany, afatsy tamin' ny raharahan' i Oria, Heteana, ihany. En effet David avait fait ce qui est juste aux yeux de Yahvé et il ne s'était dérobé à rien de ce qu' il lui avait ordonné durant toute sa vie sauf dans l' histoire d' Urie le Hittite .