<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 18:21 | And |
Ary dia nankeo amin' ny olona rehetra Elia ka nanao hoe: Mandra-pahoviana no hiroa saina ianareo ? Raha Jehovah no Andriamanitra, manaraha Azy; fa raha Bala kosa, dia manaraha azy. Fa ny olona tsy namaly azy akory. | Ary Elia tamin' izay, dia nanatona ny vahoaka rehetra, ka nanao hoe: Mandra-pahoviana no hikolepaka an-daniny roa hianareo? Raha Iaveh no Andriamanitra manaraha azy, fa raha Baala kosa, manaraha azy. Tsy namaly azy na inona na inona anefa ny vahoaka. |