<-
->

1Mp 18:25 And Elijah said unto the prophets of Baal, Choose you one bullock for yourselves, and dress it first; for ye are many; and call on the name of your gods, but put no fire under. Ary hoy Elia tamin' ireo mpaminanin' i Bala: Mifidiana vantotr' ombilahy iray ho anareo, ka dia manamboara aloha ianareo, satria ianareo no maro; ary miantsoa ny anaran' ny andriamanitrareo, nefa aza asiana afo ao. Dia hoy Elia tamin' ny mpaminanin' i Baala: Fidio ho anareo ny iray amin' ireto ombalahy, ka amboary aloha, fa hianareo no maro, ary antsoy ny anaran' ny andriamanitrareo, nefa aza asiana afo. Élie dit alors aux prophètes de Baal : " Choisissez-vous un taureau et commencez, car vous êtes les plus nombreux. Invoquez le nom de votre dieu, mais ne mettez pas le feu. "