<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 18:26 | And they took the bullock which was given them, and they dressed it, and called on the name of |
Dia naka ny vantotr' ombilahy izay nomeny azy ireo ka namboatra azy, dia niantso ny anaran' i Bala hatramin' ny maraina ka mandra-pitataovovonan' ny andro izy nanao hoe: Ry Bala ô. henoy izahay! Kanjo tsy nisy nanoina na namaly akory. Ary nihinjakinjaka tamin' ny alitara izay nataony izy. | Dia nalain' ireo ny ombalahy nomena azy ka namboariny, dia niantso ny anaran' i Baala izy, hatramin' ny maraina ka mandra-pitataovovonan' ny andro, nanao hoe: Ry Baala ô, valio izahay! Nefa tsy nisy nanoina na namaly akory. Ka nihinjaka teo anoloan' ny otely nataony izy ireo. | Ils prirent le taureau et le préparèrent, et ils invoquèrent le nom de |