<-
->

1Mp 18:40 And Elijah said unto them, Take the prophets of Baal; let not one of them escape. And they took them: and Elijah brought them down to the brook Kishon, and slew them there. Ary hoy Elia taminy: Sambory ny mpaminanin' i Bala; aza avela hisy afa-mandositra izy na dia iray akory aza. Dia nosamborin' ny olona izy; ary nentin' i Elia ho eo amin' ny ony Kisona, ka dia novonoiny teo. Ary hoy Elia tamin' izy ireo: Sambory ny mpaminanin' i Baala, ka aoka tsy hisy ho afa-mandositra na dia iray aza. Dia nosamboriny ireny, ka nampidinin' i Elia teo amin' ny ranon' i Sisaona, dia novonoiny teo. Élie leur dit : " Saisissez les prophètes de Baal, que pas un d' eux n'échappe ! ", et ils les saisirent. Élie les fit descendre près du torrent du Qishôn, et là il les égorgea.