<-
->

1Mp 19:17 And it shall come to pass, that him that escapeth the sword of Hazael shall Jehu slay: and him that escapeth from the sword of Jehu shall Elisha slay. Ary izay afa-mandositra ny sabatr' i Hazaela dia hovonoin' i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr' i Jeho kosa dia hovonoin' i Elisa. Ka izay ho afa-mandositra ny sabatr' i Hazaela dia hovonoin' i Jehoa, ary izay ho afa-mandositra ny sabatr' i Jehoa dia hovonoin' i Elisea. Celui qui échappera à l'épée de Hazaèl, Jéhu le fera mourir, et celui qui échappera à l'épée de Jéhu, Élisée le fera mourir.