<-
->

1Mp 19:19 So he departed thence, and found Elisha the son of Shaphat, who was plowing with twelve yoke of oxen before him, and he with the twelfth: and Elijah passed by him, and cast his mantle upon him. Ary niala teo Elia ka nahita an' i Elisa, zanak' i Safata, izay nampiasa omby efatra amby roa-polo mikambana tsiroaroa avy, fa izy teo amin' ny roa farany indrindra; ary Elia nandroso nanatona azy, dia nanipy ny kapôtiny hanarona azy. Nony niala teo Elia, dia nahita an' i Elisea, zanak' i Safata niasa tany. Omby efatra amby roapolo tsiroaroa no teo alohany, ka teo amin' ny faharoa ambin' ny folo laharana izy. Nanatona azy Elia sady natsipiny taminy ny kapaotiny. Il partit de là et il trouva Élisée fils de Shaphat, tandis qu' il labourait avec douze paires de boeufs, lui-même étant à la douzième. Élie passa près de lui et jeta sur lui son manteau.