<-
->

1Mp 19:21 And he returned back from him, and took a yoke of oxen, and slew them, and boiled their flesh with the instruments of the oxen, and gave unto the people, and they did eat. Then he arose, and went after Elijah, and ministered unto him. Dia niverina niala taminy indray izy ka naka ny omby roa mikambana, dia namono azy, ary nandrahoiny tamin' ny hazo fiasàn' ny omby ny henany ka nomeny ny olona, dia nihinana ireo; ary niainga izy ka nanaraka an' i Elia, dia nanompo azy. Dia niala teo aminy Elisea, ka nalainy ny omby roa mikambana sy novonoiny, ary ny jiogan' ny omby no nandrahoany ny henany, ary nomeny hohanin' ny olona izany, vao niainga izy nanaraka an' i Elia sy nanompo azy. Élisée le quitta, prit la paire de boeufs et l' immola. Il se servit du harnais des boeufs pour les faire cuire, et donna à ses gens, qui mangèrent. Puis il se leva et suivit Élie comme son serviteur. Siège de Samarie.