<-
->

1Mp 19:3 And when he saw that, he arose, and went for his life, and came to Beersheba, which belongeth to Judah, and left his servant there. Ary raha nahita izany izy, dia niainga ka lasa nandeha hamonjy ny ainy dia nankany Beri-sheba, izay any Joda, ary ny zatovo najanony tao. Nony nahita izany Elia, dia lasa niainga hamonjy ny ainy. Ka nony tonga tao Bersabea izay an' i Jodà izy, navelany tao ny mpanompony, Il eut peur ; il se leva et partit pour sauver sa vie. Il arriva à Bersabée qui est à Juda, et il laissa là son serviteur.