<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:23 | Then king |
Ary Solomona mpanjaka dia nianiana tamin' i Jehovah hoe: Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty Adonia noho ny nanaovany izany teny izany. | Nianiana tamin' ny Tompo teo Salomona mpanjaka, nanao hoe: Hataon' ny Tompo amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho faty noho ny nanaovany an' izany teny izany Adoniasa. | Et le roi |