<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:30 | And |
Ary Benaia tonga tao amin' ny tranolain' i Jehovah ka nanao tamin' i Joaba hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka: Mivoaha ianao. Fa hoy izy: Tsia, fa eto ihany aho no ho faty. Ary Benaia nitondra teny tany amin' ny mpanjaka indray hoe: Izany no lazain' i Joaba, ary izany no navaliny ahy. | Nony tonga tao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Banaiasa, dia nilaza taminy hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka: Mivoaha hianao. Fa hoy ny navaliny: Tsia, fa ho faty eto aho. Dia nakarin' i Banaiasa tamin' ny mpanjaka izany teny izany, nataony hoe: Izany no teny nataon' i Joaba, ary izany no navaliny ahy. |