<-
->

1Mp 2:31 And the king said unto him, Do as he hath said, and fall upon him, and bury him; that thou mayest take away the innocent blood, which Joab shed, from me, and from the house of my father. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ataovy araka izay nolazainy, ka asio izy, dia aleveno, mba hanesoranao amiko sy amin' ny taranaky ny raiko ny rà marina izay nalatsak' i Joaba. Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Banaiasa: Dia ataovy araka ny voalazany, ka asio izy dia aleveno, mba hanesoranao amiko sy amin' ny taranaky ny raiko, ny rà nalatsak' i Joaba tsy misy antony akory. Le roi lui dit : " Fais comme il a dit ; frappe-le, puis enterre-le. Ainsi tu ôteras aujourd' hui de sur moi et de sur ma famille le sang innocent qu' a versé Joab.