<-
->

1Mp 2:36 And the king sent and called for Shimei, and said unto him, Build thee an house in Jerusalem, and dwell there, and go not forth thence any whither. Ary ny mpanjaka naniraka naka an' i Simey ka nanao taminy hoe: Manaova trano ato Jerosalema ianao ka mitoera ao, ary aza miala ao ianao na ho aiza na ho aiza akory. Nampiantso an' i Semeia koa ny mpanjaka, dia nilaza taminy hoe: Manaova trano ho anao eto Jerosalema dia hitoeranao, ary tsy hialanao hivezivezy atsy amin' arý. Le roi fit appeler Shiméï et lui dit : " Construis-toi une maison, à Jérusalem : tu y habiteras, mais ne t' en écarte pas où que ce soit.