<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:46 | So the king commanded |
Ary ny mpanjaka nandidy an' i Benaia, zanak' i Joiada, dia nivoaka izy ka namely an' i Simey ho faty. Ary ny fanjakana dia naorina teo an-tànan' i Solomona. | Dia nomen' ny mpanjaka didy Banaiasa zanak' i Joiadasa, ka nivoaka namono an' i Semeia, ary maty izy. Ary niorina teo an-tànan' i Salomona ny fanjakana. | Le roi fit commandement à |