<-
->

1Mp 2:8 And, behold, thou hast with thee Shimei the son of Gera, a Benjamite of Bahurim, which cursed me with a grievous curse in the day when I went to Mahanaim: but he came down to meet me at Jordan, and I sware to him by the Lord, saying, I will not put thee to death with the sword. Ary indro fa ao aminao koa Simey, zanak' i Gera, Benjamita avy any Bahorima loza loatra ny nanozonany ahy tamin' ny andro nankanesako tany Mahanaima, nefa izy mba nidina hitsena ahy tao Jordana ihany, ary Jehovah no manianako taminy hoe: Tsy hovonoiko amin' ny sabatra ianao. Indro eto akaikinao Semeia zanak' i Gerà, Benjamita, avy ao Bahorima. Ozona mafy no notononiny tamiko, tamin' ny andro nankanesako tany Mahanaima. Nefa noho izy nidina nitsena ahy tany Jordany dia nianiana taminy, tamin' ny anaran' ny Tompo aho, nanao hoe: Tsy hovonoiko amin' ny sabatra hianao. Tu as près de toi Shiméï fils de Géra, le Benjaminite de Bahurim, qui m' a maudit atrocement au jour de mon départ pour Mahanayim, mais il est descendu à ma rencontre au Jourdain et je lui ai juré par Yahvé que je ne le tuerais pas par l'épée.